Nomery 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia tezitra be tamin’i Balama i Balaka. Sady tezitra izy no nitehaka, dia niteny tamin’i Balama hoe: “Ny hanozona ny fahavaloko no niantsoako anao,+ nefa vao mainka ianao nitso-drano azy intelo be izao. Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:10 Fandalinana, Boky 1,
10 Dia tezitra be tamin’i Balama i Balaka. Sady tezitra izy no nitehaka, dia niteny tamin’i Balama hoe: “Ny hanozona ny fahavaloko no niantsoako anao,+ nefa vao mainka ianao nitso-drano azy intelo be izao.