Nomery 26:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Ny anaran’ny vadin’i Amrama dia Jokebeda,+ zanakavavin’i Levy izay naterany tany Ejipta. Niteraka an’i Arona sy Mosesy ary Miriama anabaviny tamin’i Amrama i Jokebeda.+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:59 Fandalinana, Fandalinana, Boky 2,
59 Ny anaran’ny vadin’i Amrama dia Jokebeda,+ zanakavavin’i Levy izay naterany tany Ejipta. Niteraka an’i Arona sy Mosesy ary Miriama anabaviny tamin’i Amrama i Jokebeda.+