8 Ary atolory amin’ny takariva ny ondrilahy kely iray, dia ampiaraho amin’ny fanatitra varimbazaha mitovy amin’ilay atao amin’ny maraina, sy ny fanatitra zava-pisotro mitovy amin’ilay teo aloha, mba ho fanatitra atao anaty afo ka ho hanitra mahafinaritra an’i Jehovah.+