11 Manolora koa osilahy kely iray ho fanatitra noho ny ota, ankoatra an’ilay fanatitra noho ny ota hatao fandrakofam-pahotana,+ sy ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka, ary ny fanatitra varimbazaha miaraka aminy. Hampiarahina amin’ny fanatitra zava-pisotro daholo ireo.