Nomery 29:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ireto no hatolotrareo ho fanatitra dorana, dia fanatitra atao anaty afo, mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah: Vantotr’ombilahy iray, sy ondrilahy iray, ary ondrilahy kely fito izay herintaona avy. Tsy tokony hisy kilema daholo ireo.+
36 Ireto no hatolotrareo ho fanatitra dorana, dia fanatitra atao anaty afo, mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah: Vantotr’ombilahy iray, sy ondrilahy iray, ary ondrilahy kely fito izay herintaona avy. Tsy tokony hisy kilema daholo ireo.+