Nomery 30:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mandrara azy anefa ny rainy rehefa henony hoe nanao voady ilay zanany, na nivoady hoe hifady zavatra, dia tsy hanan-kery ilay voady. Hamela ny helok’ilay tovovavy i Jehovah, satria nandrara azy ny rainy.+
5 Raha mandrara azy anefa ny rainy rehefa henony hoe nanao voady ilay zanany, na nivoady hoe hifady zavatra, dia tsy hanan-kery ilay voady. Hamela ny helok’ilay tovovavy i Jehovah, satria nandrara azy ny rainy.+