-
Deoteronomia 1:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia hoy aho taminareo: ‘Tonga eto amin’ity faritra be tendrombohitra misy ny Amorita ity ianareo, ary homen’i Jehovah Andriamanitsika antsika izy ity.
-