Deoteronomia 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nandeha teo alohanareo anefa izy teny an-dalana, mba hitady toerana hitobianareo. Nasehony hoe teo aminareo izy, ka afo no nampiasainy rehefa alina ary rahona rehefa antoandro, amin’izay dia hitanareo ny lalana tokony halehanareo.+
33 Nandeha teo alohanareo anefa izy teny an-dalana, mba hitady toerana hitobianareo. Nasehony hoe teo aminareo izy, ka afo no nampiasainy rehefa alina ary rahona rehefa antoandro, amin’izay dia hitanareo ny lalana tokony halehanareo.+