Deoteronomia 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Dia nivily nankany an-tany efitra isika. Ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena no narahintsika, araka ny tenin’i Jehovah tamiko.+ Ary nandeha teny amin’ny manodidina ny Tendrombohitra Seira isika, nandritra ny andro maro.
2 “Dia nivily nankany an-tany efitra isika. Ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena no narahintsika, araka ny tenin’i Jehovah tamiko.+ Ary nandeha teny amin’ny manodidina ny Tendrombohitra Seira isika, nandritra ny andro maro.