Deoteronomia 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa mandalo eny akaikin’ny Amonita ianao, dia aza mila vaniny na mila ady aminy. Fa tsy hisy homeko ho anao ny taniny, satria efa nomeko ho an’ny taranak’i Lota izany.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:19 Fandalinana, Boky 1,
19 Rehefa mandalo eny akaikin’ny Amonita ianao, dia aza mila vaniny na mila ady aminy. Fa tsy hisy homeko ho anao ny taniny, satria efa nomeko ho an’ny taranak’i Lota izany.+