Deoteronomia 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny Avita kosa nipetraka tao amin’ny tanàna kely hatrany Gaza.+ Nandringana azy ireo anefa ny Kaftorima+ avy tany Kaftora,* ka izy ireo indray no nipetraka tao amin’ny tanànany. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:23 Fandalinana, Boky 2,
23 Ny Avita kosa nipetraka tao amin’ny tanàna kely hatrany Gaza.+ Nandringana azy ireo anefa ny Kaftorima+ avy tany Kaftora,* ka izy ireo indray no nipetraka tao amin’ny tanànany.