Deoteronomia 2:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nanomboka tany Aroera,+ eo amin’ny sisin’ny Lohasahan’i* Arnona, sy ny tanàna eo amin’ilay lohasaha, ka hatrany Gileada, dia tsy nisy tanàna tsy resintsika. Nataon’i Jehovah Andriamanitsika resintsika daholo izy rehetra.+
36 Nanomboka tany Aroera,+ eo amin’ny sisin’ny Lohasahan’i* Arnona, sy ny tanàna eo amin’ilay lohasaha, ka hatrany Gileada, dia tsy nisy tanàna tsy resintsika. Nataon’i Jehovah Andriamanitsika resintsika daholo izy rehetra.+