Deoteronomia 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nalaintsika ny tanànany rehetra, ka azontsika daholo ireo tanàna 60 nanerana ny faritr’i Argoba, tao amin’ny fanjakan’i Oga tany Basana.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:4 Fandalinana, Boky 1,
4 Nalaintsika ny tanànany rehetra, ka azontsika daholo ireo tanàna 60 nanerana ny faritr’i Argoba, tao amin’ny fanjakan’i Oga tany Basana.+