Deoteronomia 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Naringantsika tanteraka anefa ireny,+ toy ny nataontsika tamin’i Sihona mpanjakan’i Hesbona. Noravantsika tanteraka mantsy ny tanànany rehetra, ary naringantsika ny lehilahy sy ny vehivavy ary ny ankizy.+
6 Naringantsika tanteraka anefa ireny,+ toy ny nataontsika tamin’i Sihona mpanjakan’i Hesbona. Noravantsika tanteraka mantsy ny tanànany rehetra, ary naringantsika ny lehilahy sy ny vehivavy ary ny ankizy.+