Deoteronomia 4:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Efa nisy vahoaka naheno ny feon’Andriamanitra niteny avy tao anaty afo hoatr’ireny henonao ireny ve, ka mbola velona ihany?+
33 Efa nisy vahoaka naheno ny feon’Andriamanitra niteny avy tao anaty afo hoatr’ireny henonao ireny ve, ka mbola velona ihany?+