Deoteronomia 4:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Fantaro àry dia ataovy ao am-ponao androany, fa i Jehovah no tena Andriamanitra any amin’ny lanitra ambony sy etỳ amin’ny tany ambany.+ Tsy misy afa-tsy izy.+ Deoteronomia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:39 lff lesona 4 Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:39 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 4 Fandalinana, Boky 1,
39 Fantaro àry dia ataovy ao am-ponao androany, fa i Jehovah no tena Andriamanitra any amin’ny lanitra ambony sy etỳ amin’ny tany ambany.+ Tsy misy afa-tsy izy.+