Deoteronomia 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nitsangana teo anelanelanareo sy Jehovah aho tamin’izay,+ mba hampita aminareo ny tenin’i Jehovah. Natahotra an’ilay afo mantsy ianareo, ka tsy niakatra teo amin’ilay tendrombohitra.+ Hoy izy tamin’izay:
5 Nitsangana teo anelanelanareo sy Jehovah aho tamin’izay,+ mba hampita aminareo ny tenin’i Jehovah. Natahotra an’ilay afo mantsy ianareo, ka tsy niakatra teo amin’ilay tendrombohitra.+ Hoy izy tamin’izay: