Deoteronomia 5:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Araho tsara ny lalana asain’i Jehovah Andriamanitrareo halehanareo,+ mba ho velona ianareo ka handeha tsara ny fiainanareo, ary ho ela velona eo amin’ilay tany halainareo ho anareo ianareo.+
33 Araho tsara ny lalana asain’i Jehovah Andriamanitrareo halehanareo,+ mba ho velona ianareo ka handeha tsara ny fiainanareo, ary ho ela velona eo amin’ilay tany halainareo ho anareo ianareo.+