Deoteronomia 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tokony haringanao* daholo ny firenena rehetra hataon’i Jehovah Andriamanitrao resinao.+ Aza miantra azy ianao*+ ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+
16 Tokony haringanao* daholo ny firenena rehetra hataon’i Jehovah Andriamanitrao resinao.+ Aza miantra azy ianao*+ ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+