Deoteronomia 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 sy nanome anao mana ho sakafonao+ tany an-tany efitra, dia mana tsy fantatry ny razambenao. Tiany hampianarina hanetry tena mantsy ianao+ sady tiany hotsapaina, mba handray soa any aoriana any.+ Deoteronomia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:16 w99 15/8 25 Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:16 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/1999, p. 25
16 sy nanome anao mana ho sakafonao+ tany an-tany efitra, dia mana tsy fantatry ny razambenao. Tiany hampianarina hanetry tena mantsy ianao+ sady tiany hotsapaina, mba handray soa any aoriana any.+