Deoteronomia 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia avy eo nomen’i Jehovah ahy ny takela-bato roa nosoratan’ny rantsantanany. Voasoratra tao daholo ny teny rehetra nolazain’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo teo amin’ilay tendrombohitra, tamin’ilay andro nivorian’ny vahoaka.*+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:10 Fandalinana, Boky 2,
10 Dia avy eo nomen’i Jehovah ahy ny takela-bato roa nosoratan’ny rantsantanany. Voasoratra tao daholo ny teny rehetra nolazain’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo teo amin’ilay tendrombohitra, tamin’ilay andro nivorian’ny vahoaka.*+