Deoteronomia 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Niala tany Berota Bene-jakana ny Israelita avy eo ka nankany Mosera. Tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy.+ I Eleazara zanany indray no lasa nanao ny asan’ny mpisorona nandimby azy.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:6 Fandalinana, Boky 1,
6 “Niala tany Berota Bene-jakana ny Israelita avy eo ka nankany Mosera. Tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy.+ I Eleazara zanany indray no lasa nanao ny asan’ny mpisorona nandimby azy.+