Deoteronomia 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao, izy no tokony hotompoinao,+ izy no tokony hifikiranao, ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.
20 “I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao, izy no tokony hotompoinao,+ izy no tokony hifikiranao, ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.