Deoteronomia 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 satria ianareo mbola tsy tonga any amin’ny toerana hipetrahanareo+ sy any amin’ilay lova homen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.
9 satria ianareo mbola tsy tonga any amin’ny toerana hipetrahanareo+ sy any amin’ilay lova homen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.