Deoteronomia 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Eo amin’ilay toerana fidin’i Jehovah ao amin’ny tanin’ny foko anankiray aminareo ihany ianareo no tokony hanolotra fanatitra dorana. Eo koa ianareo no tokony hanao an’izay rehetra andidiako anareo.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:14 Fandalinana, Boky 1,
14 Eo amin’ilay toerana fidin’i Jehovah ao amin’ny tanin’ny foko anankiray aminareo ihany ianareo no tokony hanolotra fanatitra dorana. Eo koa ianareo no tokony hanao an’izay rehetra andidiako anareo.+