Deoteronomia 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Azonao hanina hoatran’ny mihinana gazela sy serfa ilay izy.+ Mahazo mihinana an’ilay izy daholo na ny olona maloto na ny olona madio.
22 Azonao hanina hoatran’ny mihinana gazela sy serfa ilay izy.+ Mahazo mihinana an’ilay izy daholo na ny olona maloto na ny olona madio.