Deoteronomia 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy azonareo hanina kosa ireto biby ireto, satria mandinika na mivaky kitro fotsiny: Ny rameva sy ny bitrodia ary ny bitrom-bato, satria mandinika ireny, saingy tsy mivaky kitro. Maloto aminareo ireny.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:7 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1,
7 Tsy azonareo hanina kosa ireto biby ireto, satria mandinika na mivaky kitro fotsiny: Ny rameva sy ny bitrodia ary ny bitrom-bato, satria mandinika ireny, saingy tsy mivaky kitro. Maloto aminareo ireny.+