Deoteronomia 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tokony halala-tanana ianao ka hanome azy+ amin’ny fonao.* Izany mantsy no mahatonga an’i Jehovah Andriamanitrao hitahy an’izay ataonao sy ny asanao rehetra.+
10 Tokony halala-tanana ianao ka hanome azy+ amin’ny fonao.* Izany mantsy no mahatonga an’i Jehovah Andriamanitrao hitahy an’izay ataonao sy ny asanao rehetra.+