-
Deoteronomia 15:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Tadidio fa andevo tany Ejipta ianao, ary navotan’i Jehovah Andriamanitrao. Izany no antony andidiako anao anio mba hanao an’izany.
-