Deoteronomia 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Hanisa fito herinandro ianao, dia hanomboka hanisa an’ireo fito herinandro ireo, amin’ny andro voalohany hampiasanao antsim-bary mba hijinjana ny vokatra eny an-tsaha.+
9 “Hanisa fito herinandro ianao, dia hanomboka hanisa an’ireo fito herinandro ireo, amin’ny andro voalohany hampiasanao antsim-bary mba hijinjana ny vokatra eny an-tsaha.+