-
Deoteronomia 16:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao, any amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao hametrahana ny anarany.+ Hifaly any koa ny zanakao lahy, ny zanakao vavy, ny mpanompolahinao, ny mpanompovavinao, ny Levita ao an-tanànanao,* ny vahiny, ny kamboty ray, ary ny mpitondratena eo aminao.
-