Deoteronomia 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia haheno an’izany ny olona rehetra ka hatahotra, ary tsy ho sahisahy ratsy intsony.+