Deoteronomia 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy tokony hampitombo ny isan’ny soavaliny anefa izy,+ na handefa olona hiverina any Ejipta mba hahazoana soavaly betsaka kokoa.+ Niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony ianareo.’ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:16 Fandalinana, Boky 2,
16 Tsy tokony hampitombo ny isan’ny soavaliny anefa izy,+ na handefa olona hiverina any Ejipta mba hahazoana soavaly betsaka kokoa.+ Niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony ianareo.’