Deoteronomia 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ireny firenena ho resinao ireny mantsy nihaino foana an’ireny mpampiasa herin’ny maizina+ sy mpanao sikidy+ ireny. Fa ianao kosa tsy avelan’i Jehovah Andriamanitrao hanao hoatr’izany.
14 “Ireny firenena ho resinao ireny mantsy nihaino foana an’ireny mpampiasa herin’ny maizina+ sy mpanao sikidy+ ireny. Fa ianao kosa tsy avelan’i Jehovah Andriamanitrao hanao hoatr’izany.