-
Deoteronomia 18:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Raha miteny amin’ny anaran’i Jehovah ilay mpaminany, nefa tsy mitranga na tsy tanteraka ilay zavatra teneniny, dia tsy nolazain’i Jehovah ilay izy. Sahisahy ratsy ilay mpaminany nilaza an’izany. Koa tsy tokony hatahotra azy ianao.’
-