-
Deoteronomia 19:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Tokony hozarainao telo ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao ho anao. Amboary ny lalana mankany amin’ireo tanàna ireo, mba ho afaka handositra any amin’ny iray amin’ireo izay nahafaty olona.
-