6 Raha tsy izany mantsy, dia hanenjika azy ny mpamaly ra,+ raha iny mbola tezitra be iny. Ary ho tratran’ilay mpamaly ra izy satria lavitra be ny lalana mankany amin’ilay tanàna, ka hovonoiny ho faty. Tsy mendrika ny ho faty anefa izy satria tsy hoe nankahala an’ilay olona izy talohan’izay.+