Deoteronomia 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Fa raha misy kosa nankahala olona+ ary efa nandrasany ilay olona dia noratrainy ka maty, ary avy eo izy nandositra tany amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo,
11 “Fa raha misy kosa nankahala olona+ ary efa nandrasany ilay olona dia noratrainy ka maty, ary avy eo izy nandositra tany amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo,