Deoteronomia 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Iza koa no manana fofombady nefa mbola tsy nanambady an’ilay vehivavy? Aleo izy mody any an-tranony,+ sao maty any an’ady ka lehilahy hafa no hanambady an’ilay vehivavy.’
7 Iza koa no manana fofombady nefa mbola tsy nanambady an’ilay vehivavy? Aleo izy mody any an-tranony,+ sao maty any an’ady ka lehilahy hafa no hanambady an’ilay vehivavy.’