Deoteronomia 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hanasa ny tanany+ eo ambonin’ilay vantotr’ombivavy daholo ny anti-panahy ao amin’ilay tanàna akaiky indrindra an’ilay faty, rehefa avy novelezina teo amin’ilay lohasaha ny hatok’ilay ombivavy.
6 Dia hanasa ny tanany+ eo ambonin’ilay vantotr’ombivavy daholo ny anti-panahy ao amin’ilay tanàna akaiky indrindra an’ilay faty, rehefa avy novelezina teo amin’ilay lohasaha ny hatok’ilay ombivavy.