Deoteronomia 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Azonao akana tombony anefa ny hafa firenena rehefa mampindrana azy ianao,+ fa ny rahalahinao kosa aza akana.+ Amin’izay dia hotahin’i Jehovah Andriamanitrao ianao amin’izay rehetra ataonao eo amin’ilay tany halainao ho anao.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:20 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2,
20 Azonao akana tombony anefa ny hafa firenena rehefa mampindrana azy ianao,+ fa ny rahalahinao kosa aza akana.+ Amin’izay dia hotahin’i Jehovah Andriamanitrao ianao amin’izay rehetra ataonao eo amin’ilay tany halainao ho anao.+