Deoteronomia 23:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tokony hitana ny teninao ianao,+ ka tanteraho izay voady nolazainao, fa hoatran’ny fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah Andriamanitrao ihany ilay izy.+
23 Tokony hitana ny teninao ianao,+ ka tanteraho izay voady nolazainao, fa hoatran’ny fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah Andriamanitrao ihany ilay izy.+