Deoteronomia 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Tsy tokony hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny zanany ny ray, ary tsy tokony hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny rainy ny zanaka.+ Hovonoina ho faty noho ny fahotana vitany ihany ny olona tsirairay.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:16 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/1986, p. 31
16 “Tsy tokony hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny zanany ny ray, ary tsy tokony hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny rainy ny zanaka.+ Hovonoina ho faty noho ny fahotana vitany ihany ny olona tsirairay.+