Deoteronomia 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Azon’izy ireo kapohina hatramin’ny in-40 izy,+ saingy tsy azo atao mihoatra an’izay. Raha kapohina mihoatra an’izay mantsy ilay rahalahinao, dia ho lasa tsy misy hajany eo imasonao izy. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:3 Fandalinana, Boky 2,
3 Azon’izy ireo kapohina hatramin’ny in-40 izy,+ saingy tsy azo atao mihoatra an’izay. Raha kapohina mihoatra an’izay mantsy ilay rahalahinao, dia ho lasa tsy misy hajany eo imasonao izy.