9 dia tokony hankeo aminy eo imason’ny anti-panahy ilay vady navelan’ny rahalahiny, ka hanala ny kapa eny an-tongotr’ilay lehilahy,+ dia handrora eo amin’ny tarehiny sady hiteny hoe: ‘Hoatr’izao no hatao amin’izay lehilahy tsy manome taranaka ho an’ny rahalahiny!’