Deoteronomia 26:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa nitaraina taminao izahay, ry Jehovah Andriamanitry ny razambenay, dia nihaino anay ianao, Jehovah ô, sady nijery ny fahorianay sy ny zava-tsarotra niainanay ary ny fijalianay.+
7 Koa nitaraina taminao izahay, ry Jehovah Andriamanitry ny razambenay, dia nihaino anay ianao, Jehovah ô, sady nijery ny fahorianay sy ny zava-tsarotra niainanay ary ny fijalianay.+