Deoteronomia 26:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hanandratra anao ho ambony noho ny firenena hafa rehetra nataony izy,+ araka ny nampanantenainy. Ho fiderana sy laza ary voninahitra ho azy ianao, rehefa lasa vahoaka masina eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao,+ araka ny nampanantenainy.”
19 Dia hanandratra anao ho ambony noho ny firenena hafa rehetra nataony izy,+ araka ny nampanantenainy. Ho fiderana sy laza ary voninahitra ho azy ianao, rehefa lasa vahoaka masina eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao,+ araka ny nampanantenainy.”