Deoteronomia 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rehefa hiampita an’i Jordana ianao mba ho any amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao, dia manangàna vato lehibe ho anao, amin’io andro io, ka lalory* ireny.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:2 Fandalinana, Boky 1,
2 Rehefa hiampita an’i Jordana ianao mba ho any amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao, dia manangàna vato lehibe ho anao, amin’io andro io, ka lalory* ireny.+