Deoteronomia 27:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny anabaviny, na amin’ny zanakavavin’ny rainy, na amin’ny zanakavavin’ny reniny.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’
22 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny anabaviny, na amin’ny zanakavavin’ny rainy, na amin’ny zanakavavin’ny reniny.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’