Deoteronomia 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izao no voalazan’ny fifanekena nasain’i Jehovah nataon’i Mosesy tamin’ny vahoakan’Israely tany Moaba, ankoatra an’ilay fifanekena nifanaovany tamin’izy ireo tany Horeba.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:1 Fandalinana, Boky 1,
29 Izao no voalazan’ny fifanekena nasain’i Jehovah nataon’i Mosesy tamin’ny vahoakan’Israely tany Moaba, ankoatra an’ilay fifanekena nifanaovany tamin’izy ireo tany Horeba.+